TAOM-PIANARANA 2018-2019 – RENTREE 2018-2019

TAOM-PIANARANA 2018-2019, FAMPAHATSIAHIVANA AVY @ ISSEDD : toy ny fanaony isan-taona, hanomboka ny fisoratana anarana hiditra ao amin’ny Ivompianarana ISSEDD ny alatsinainy 02 jolay 2018.

Alaivo ao amin’ny Scolarité/na Comptabilité ny  »formulaire d’inscription na angatahinao @ alàlan’ireto e-mail ireto : issedd@issed-univ.mg na miasaeustache@issedd-univ.mg- Hahafantaranao ny andinindinin’ny fianarana ao dia jeoreo ny site web ISSEDD  »www.issedd-univ.mg na antsoy ireto tél ireto : 0205391056 na 03211981123 na koa 0321198116 (HB).

Hiditra mianatra ny 2è années (na L2S3 miakatra) manomboka ny talata 18 septambra 2018, fa ny 1èAnnée dia mbola afarany fivoahany fanadinana Baccalauréat vao havoaka eto ny hidiran’izay hianatra.

Ny série de soutenances fanao isantaona dia hanomboka ny 17 septambra 2018, ny test externes de langues (Française Anglaise) dia hatao toy ny isantaona ny zoma 21 sy sabotsy 22 septambra 2018 ihany.

Samia ihomana mba tsy ho tara satria voafetra ny toerana

Direction ISSEDD.


RENTRÉE ISSEDD 2018-2019 : les étudiants et les parents sont informés que la prochaine rentrée ISSEDD à titre de l’année U 2018-2019, aura lieu le mardi 18 septembre 2018 à partir de 08H pour tous les niveaux L1 jusqu’au Doctorat, la Formation Initiale(FI), la Formations Professionnalisantes1 (FP1 ) = Bambous et autres Plantes à fibres et la Formation Professionnalisante 2 (FP2) = Pêches & Aquaculture Durables.

Les FP (1+2) sont particulièrement invités à bien s’y préparer du fait de votre nouveauté dans le système et que plusieurs formalités restent à remplir.

Direction ISSEDD